mercredi 13 mars 2019

Tsy hisy fotoam-pivavahana ny alahady 17/03

Tsy hisy fotoam-pivavahana ny alahady 17/03/2019 ho avy izao.

dimanche 24 février 2019

Isan-telo volana fileovana Marseille

Hotanterahana any Marseille ny isan-telo volan’ny fileovana ny sabotsy 02 sy alahady 03 martsa 2018.

dimanche 10 février 2019

Zaikakely FBL 16-17/02/2019

Noho ny zaikakely izay hatao any Paris ny sabotsy sy alahady 16-17 febroary dia tsy hisy fotoam-pivavahana ny alahady 17 febroary 2019.

mardi 29 janvier 2019

Isan-droa volana

Hotanterahana eto amin’ny fitandremana Montpellier ny isan-droa volana ny sabotsy 06 sy alahady 07 febroary 2019. 

Hanomboka amin’ny 10:30 ny fotoam-pivavahana ny alahady 07 febroary ao amin’ny toerana mahazatra. 

dimanche 25 novembre 2018

Isan-telo volana 08-09/12/2018

Ho tanterahina eto amin'ny fitandremana Montpellier ny isan-telovolan'ny fileovana Marseille ny sabotsy 08/12 sy alahady 09/12/2018.

samedi 8 septembre 2018

CULTE DU 09/09/2018

Tsy hisy fivavahana ny alahady 09/09/2018 noho ny isan-telo volana izay hatao any Marseille

Le culte du 09/09/2018 sera célébré à Marseille.

jeudi 30 août 2018

Programa 01/09-02/09/2018

Salama tompoko

Indro ny programa week-end izao

Ny sabotsy 01/09/2018:

- Fiofanan'ny ray aman-dreny sy ireo Mpiantoka ny zaza hatao batisa amin’ny 14h30

- Hisy fianarana Soratra Masina momban'ny fiantsoana sy ny fanoloran-tena izay hanomboka amin’ny 16h30 ka aorian'izany fampianarana izany indrindra no handinihantsika par groupe ny thème roa izay homena antsika amin'io fotoana io ka anasana antsika rehetra hanotrona izany.

- Hisy ny fotoam-pifohazana  izay hanomboka amin'ny 18h30

Ny alahady 02/09/2018 :

- Hisy fotoam-pivavahana litorjika arahina Batisa sy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo amin’ny 11h

- Ny komity dia hivory aorian'ny fotoam-pivavahana

Pasitera LOTERA