dimanche 25 novembre 2018

Isan-telo volana 08-09/12/2018

Ho tanterahina eto amin'ny fitandremana Montpellier ny isan-telovolan'ny fileovana Marseille ny sabotsy 08/12 sy alahady 09/12/2018.

samedi 8 septembre 2018

CULTE DU 09/09/2018

Tsy hisy fivavahana ny alahady 09/09/2018 noho ny isan-telo volana izay hatao any Marseille

Le culte du 09/09/2018 sera célébré à Marseille.

jeudi 30 août 2018

Programa 01/09-02/09/2018

Salama tompoko

Indro ny programa week-end izao

Ny sabotsy 01/09/2018:

- Fiofanan'ny ray aman-dreny sy ireo Mpiantoka ny zaza hatao batisa amin’ny 14h30

- Hisy fianarana Soratra Masina momban'ny fiantsoana sy ny fanoloran-tena izay hanomboka amin’ny 16h30 ka aorian'izany fampianarana izany indrindra no handinihantsika par groupe ny thème roa izay homena antsika amin'io fotoana io ka anasana antsika rehetra hanotrona izany.

- Hisy ny fotoam-pifohazana  izay hanomboka amin'ny 18h30

Ny alahady 02/09/2018 :

- Hisy fotoam-pivavahana litorjika arahina Batisa sy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo amin’ny 11h

- Ny komity dia hivory aorian'ny fotoam-pivavahana

Pasitera LOTERA

samedi 19 mai 2018

Pentekosta - Pentecote

Ny fotoam-pivavahana izay hatao ho fankalazana ny pentekosta dia hanomboka amin’ny 10 ora maraina ao amin’ny toerana mahazatra.

Le culte pour la célébration de la pentecôte sera célébré à 10 H.

samedi 14 avril 2018

Ny fotoana manaraka / Prochain RDV

Ny fotoanantsika indray dia ny alahady 15 aprily 2018 manomboka amin'ny 11 ora maraina.
Notre prochain rendez-vous : dimanche 15 avril 2018 à 11 H.